Entry | 1 fanevatevana |
Root | 2 tevateva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de mépriser, d’insulter, le motif [1.3#701] |
Examples |
6 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519#] 7 Anontaniany ny olona, dia kapohiny sy levileveny, satria, hoy izy, tsy hisy Mpanjaka hahazaka fanevatevana toy izany. [2.508#] |
Updated on 2023/01/08 |