|
|
|
|

Entry1  fangadihady (hadihady)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin' ity lohan' i Naivo nokakasany [1.1]
Explanations in French  4  L état de ce qui est découvert [1.3#202]

Updated on 2023/02/18