|
|
|
|

Entry1  fangaihay
Root  2  haihay
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mangaihay, mangasihasy diso fanantenana: Nalahelo aho, nahita ny fangaihain' i Koto tsy nahazo voalohany

Updated on 2024/12/11