|
|
|
|

Entry (1/3)1  fangalabola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
4  Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
Explanations in French  5  la chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
Vocabulary  6  Zoology: invertebrates

Entry (2/3)7  fangalabola
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  karazana manavy (biby) [Betsileo] [1.10]
Vocabulary  10  Zoology: mammals

Entry (3/3)11  fangala-bola
Root  12  halatra, vola
Part of speech  13  locution
Proverbs  14  Proverbs containing the word fangala-bola

Anagrams  15  fangala-bola, fangalabola

Updated on 2020/07/31