|
|
|
|

Entry1  fangasihasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny
Root  4  hasihasy

Updated on 2024/12/11