Entry | 1 fangataka |
Root | 2 hataka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao |
Titles | 5 Ifaralahy diso fangataka (Razam-be) |
Updated on 2023/01/20 |