|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangejana
Root  2  geja
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana
Explanations in French  5  [1.3#196] L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause
6  [1.13] oppression
Examples  7  Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369#]
8  Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#]
Compound words 

Entry (2/2)10  fangejana
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.13] frettage
Vocabulary  13  Technology
Synonyms  14  famatorana

Updated on 2023/09/09