Entry | 1 fangirifiriana |
Root | 2 hirifiry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy |
Explanations in French |
5 [1.3#250] La cuisson, la douleur cuisante |
Examples |
6 Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka. [2.895#] 7 Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. [2.643#] 8 ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. [2.357#] |
Updated on 2024/12/11 |