Entry | fangirihana (hirika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandoahana: Fangirihana hazo Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola [1.1] | |
Anagrams | fahangirina, fangirihana |
Updated on 2023/01/05 |