Entry | 1 fangitakitahana |
Root | 2 hitakitaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitepotepoana mafy, fientanam-po |
Explanations in French |
5 [1.3#252] La palpitation, l'émotion |
Examples |
6 Miteraka fahabangana sy fangitakitahana anaty eo amin'ny olona izany toe-javatra izany. [2.606#] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Updated on 2024/12/11 |