Entry (1/2) | 1 fanidinana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra |
Explanations in French |
4 [1.3] L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage |
Root | 5 idina |
Entry (2/2) | 6 fanidinana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena |
Explanations in French |
9 [1.3] L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu |
Root | 10 sidina |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fanidinana |
Anagrams | 12 fanidinana, nandafiany, nandifiana, nifandaina |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |