|
|
|
|

Entry1  fanilihana
Root  2  ilika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany [1.1]
Explanations in French  5  L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette [1.3#278]
Examples  6  Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587#]
7  Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369#]

Anagrams  8  fanilihana, fihilanana, hifanalany, hifanilana, lany fanahy, nilafihana

Updated on 2023/01/08