Entry | 1 fanimbana |
Root | 2 simba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana |
Explanations in French |
5 [1.3#606] L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu |
Examples |
6 Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#] 7 Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#] |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |