Entry (1/2) | 1 faninakinaka |
Root | 2 hinakinaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza |
Explanations in French |
5 [1.3] celui qui mérite les coups, manière de battre |
Entry (2/2) | 6 faninakinaka |
Root | 7 hinakinaka |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |