|
|
|
|

Entry1  fanirahana
Root  2  iraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21