Entry | 1 fanitarana |
Root | 2 itatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara |
Explanations in French |
5 [1.3#286] L’action d’agrandir, d’élargir, de développer 6 [1.13] extension |
Examples |
7 atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. [2.285#] 8 Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472#] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |