Entry | 1 fanjambana |
Root | 2 jamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ody misakana ny maso tsy hahita 5 Zavatra toa manakana ny saina tsy hahalala; fandraikiraikena [1.1] |
Explanations in English |
6 A charm to blind the eyes 7 money given to deceive or cajole persons. [1.2] |
Explanations in French |
8 charme pour se dérober à la vue 9 figuré: argent, cadeau pour corrompre les grands, les juges [1.3#148] 10 (contraction de fanajambana) Charme pour se dérober à la vue d'un ennemi, de quelqu'un qui vous poursuit. Au figuré : argent donné à un policier ou à un juge afin qu'il « ferme les yeux ». [Merina] [1.196] |
Examples |
11 Omeo arivo aho, hoy ny lehilahy anariKiray, hitadiavako mpanao fanjambana. [2.588#] 12 Ka hoy ny Maroreranina : "Manana ody fanjambana hianao Radama, fa nahodinao mianatsimo ny soavaly. [1.437#] |
Vocabulary |
13 Religions, Beliefs |
Updated on 2023/01/08 |