|
|
|
|

Entry1  fanjifana
Root  2  jifa
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy
Explanations in Malagasy  5  fandaniana tanteraka [1.13]
6  fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Explanations in French  7  consommation [1.13]
Examples  8  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Compound words 

Anagrams  10  fañafinja, fanjifana, fifanjana

Updated on 2020/07/31