|
|
|
|

Entry1  fanjonoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana hazandrano amin' ny fintana
Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina
Explanations in French  4  [1.13] pêche
Root  5  jono

Anagrams  6  fanjonoana, fanonjanao, nafonjanao, nanjofoana

Updated on 2025/01/21