Entry | 1 fankamamiana |
Root | 2 hamy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana |
Explanations in French |
5 [1.3#211] La complaisance, l’attachement |
Examples |
6 Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#] 7 ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika. [4.27#] |
Updated on 2024/01/29 |