Entry | 1 fanoavana |
Root | 2 toa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir [1.3#704] |
Examples |
5 Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana. [2.643#] 6 ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena [4.27#] 7 Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. [2.436#] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 fanaovana, fanoavana |
Updated on 2022/02/17 |