|
|
|
|

Entry1  fanodidina
Root  2  hodidina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana
Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany

Anagrams  5  fanodidina, nodidifana

Updated on 2023/04/14