|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanofana
Root  2  hofa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely...

Entry (2/3)5  fanofana
Root  6  hofa
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana

Entry (3/3)9  fanofana
Root  10  ofana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy

Anagrams  13  fanan' afo, fanofana, nofafana

Updated on 2023/01/20