|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoherana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika
Explanations in French  4  [1.3#711] L'action de résister, le motif
Examples  5  [2.508#] Andriampanoha no nitarika ny fanoherana.
6  [1.369#] Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana.
Root  7  tohitra

Entry (2/2)8  fanoherana
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.196] Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Merina]
Vocabulary  11  Botany

Updated on 2024/12/11