|
|
|
|

Entry1  fanohitra
Root  2  tohitra
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina
Explanations in French  5  [1.3#710] Ce à quoi on peut résister, manière de résister
Examples  6  Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996#]

Anagrams  7  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Updated on 2025/01/21