Entry (1/2) | 1 fanoloana |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao? 5 Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause [1.3#623] 7 substitution [1.13] |
Examples |
8 Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra. [2.472#95] 9 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#2003/04/11] |
Entry (2/2) | 10 fanoloana |
Root | 11 oloana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Izay olona eo anoloana [1.1] |
Anagrams | 14 fanalonao, fanoloana, nafalonao, nalofanao |
Updated on 2023/01/20 |