Entry | 1 fanomanana |
Root | 2 omana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de préparer [1.3#461] 6 préparation [1.13] |
Examples |
7 Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. [4.27#] 8 Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. [2.356#] 9 Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. [2.445#] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fanomanana, nanafoanam |
Updated on 2023/08/28 |