|
|
|
|

Entry1  fanome
Root  2  ome
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely
Explanations in French  5  [1.3#464] Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner
Examples  6  Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay. [2.366#]
7  fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59#]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21