|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanondraka
Root  2  tondraka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy
Azo tondrahana

Entry (2/2)5  fanondraka
Root  6  tondraka
Part of speech  7  noun
Explanations in English  8  [1.2] [Provincial] [Mod. s. from manondraka (tondraka).] Salt. (Prov.)

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21