Entry 1/2 | fanondrana (ondrana) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin' ny lakana na sambo [1.1] | ||
Explanations in French | Ce qu’on embarque, manière d’embarquer [1.3] | ||
Entry 2/2 | fanondrana (ondrana) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba na toetran' ny olona manondrana, na mihetsika hadalana [1.1] | ||
Explanations in French | L’air imbécile [1.3] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | fanandrano, fandronana, fanondrana, fondranana |
Updated on 2023/02/07 |