Entry 1/2 | fanondranana (ondrana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1] | |
Examples | Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana
[2.649] | |
Entry 2/2 | fanondranana (ondrana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1] | |
Anagrams | fanandronana, fanondranana |
Updated on 2023/04/10 |