Entry | 1 fanondritana |
Root | 2 tondritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony |
Anagrams | 5 fanondritana, fintana andro, nifandrotana |
Updated on 2023/01/05 |