Entry | 1 fanondroana |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1] |
Anagrams | 5 fanondroana, fondrananao, nafondranao |
Updated on 2023/01/20 |