|
|
|
|

Entry1  fanondrotana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama
Explanations in French  4  [1.3#629] L’action d’élever, de promouvoir, le motif
Examples  5  [2.649#] Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy.
6  [2.472#] Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara.
Root  7  sondrotra

Anagrams  8  fanondrotana, nofandrotana, notafondrana

Updated on 2025/01/21