Entry 1/2 |
fanongana
(ongana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1]
|
Explanations in French | Ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3]
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
fanongana
(songa)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1]
|
Explanations in French | L'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3]
|
|