|
|
|
|

Entry1  fanonganana
Root  2  ongana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  ekskomonikasio [1.10.mg#285]
5  Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [1.1]
Explanations in French  6  excommunication [1.10.fr#285]
7  l'action de renverser, le motif [1.3]
Examples  8  Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [2.366]
9  Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [1.320]
Article  10  Randzavola: fanonganana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11  fanangonana, fanonganana

Updated on 2023/10/16