Entry | 1 fanonja |
Root | 2 onja |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana |
Morphology |
|
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |