|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanonona
Root  2  onona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka [1.1]

Entry (2/3)5  fanonona
Root  6  tonona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny
9  (jereo ankanonona, na fampanonona) [1.1]

Entry (3/3)10  fanonona
Root  11  tonona
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13  [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma. [1.2]

Anagrams  14  fanonona, nofoanan

Updated on 2023/01/20