Entry | 1 fanononana |
Root | 2 tonona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana |
Explanations in French |
5 [1.5] prononciation, articulation |
Examples |
6 Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [1.38] |
Updated on 2024/12/07 |