|
|
|
|

Entry1  fanontaniana
Root  2  ontany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy
Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] a question
6  [1.2] interrogation
Explanations in French  7  [1.3] l'interrogation, l'examen
8  [1.4] information
9  [1.8] question
Examples  10  Iza re no hamaly ny fanontaniana? [2.356#]
11  Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470]
12  Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  17  fanontaniana, nifanatonana

Updated on 2023/06/14