|
|
|
|

Entry1  fanosena
Root  2  hosy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanitsahana amin' ny tongotra; famakiana ny bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsana; fambaboana fananan' olona

Updated on 2024/12/11