|
|
|
|

Entry1  fanosorana
Root  2  hosotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fantavonana na fandalorana amin' ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana hiandraikitra raharahalehibe sy ambony
Explanations in English  5  [1.7] the act smearing, anointing, or painting; an act of consecration
Explanations in French  6  [1.8] action d'enduire, oindre, de peindre action de consacrer
7  [1.196] action de frictionner ou d'appliquer un onguent
Examples  8  Koa inona ny tombony entin' ny fanofanana sy ny fanosorana? [1.369#]
9  Jones ny fanosorana, nefa diso be loatra ny ranomainty ka nifotetaka. [2.649#]

Anagrams  10  fanorosana, fanosorana, nosaforana

Updated on 2023/01/20