|
|
|
|

Entry1  fanosy
Root  2  hosy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba enti-manosy
Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary
Examples  5  Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy. [2.649#]

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21