Entry | 1 fanotronana |
Root | 2 otrona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao |
Explanations in French |
5 [1.3#473] L’action d'escorter |
Examples |
6 Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso. [1.368#] |
Anagrams | 7 fanotronana, nanatoforan |
Updated on 2023/01/08 |