Entry | Faraony (fara, ony) | |
Part of speech | name (toponym) | |
Explanations in Malagasy | Renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara [1.10] | |
Explanations in French | Fleuve de la préfecture de Farafangana [1.11] | |
Vocabulary | Geography: rivers, lakes | |
Anagrams | anafory, Faraony |
Updated on 2020/11/22 |