Entry | 1 faravavy |
Elementary words | 2 fara, vavy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy [1.1] |
Explanations in English |
5 [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name. [1.2] 6 the youngest daughter [1.7] |
Explanations in French |
7 la fille cadette [1.8] |
Examples |
8 Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany. [2.356#] 9 Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra. [1.369#] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Updated on 2023/12/10 |