Entry (1/2) | 1 fasiny |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: (in general) |
Explanations in Malagasy |
4 Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1] |
Explanations in English |
5 a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 fasiny |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Navigation |
Explanations in Malagasy |
10 Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [Sakalava]
[1.1] |
Anagrams | 11 fanisy, fasiny, safiny, sàfiny |
Updated on 2020/07/31 |