Entry |
fatakana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
vero
[1.78]
|
| [Tanala]
Zava-maniry, karazam-bero [1.78]
|
| Vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [2.245]
|
Explanations in English | [Provincial]
Probably the name of a tall grass [1.2]
|
Explanations in French | [Merina]
Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses.
[1.196]
|
Scientific name | Neyraudia arundinacea |
Examples | Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka
[2.245]
|
Vocabulary |
Phytonyms |
|
Proverbs |
|