Entry | 1 fatidra |
Elementary words | 2 fatitra, ra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny |
Explanations in English |
5 [1.2][fati-dra] blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. 6 [1.7] the ceremony of blood brotherhood |
Explanations in French |
7 [1.8] parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté 8 [1.13] alliance par le sang |
Analogs | 9 fanange, sakarivo |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fatidra |
Anagrams | 12 afaditr, faditra, fatidra |
Updated on 2023/09/10 |