Entry (1/3) | 1 fefika |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Rendrika, vaky nidona tamin' ny harambato 9 Vaky 10 Lany harena, maty antoka [1.1] |
Explanations in English |
11 grounded, struck against the bottom, as a boat against a rock or bank [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
12 wrecked [Merina]
[1.3] 13 échoué, brisé sur les récifs, sur le rivage 14 brisé, cassé comme la coque des oeufs, les coquillages 15 ruiné, frustré [1.3] 16 échoué, brisé [1.8] |
Examples |
17 fefika tany akaikin' i Vohimaro ny sambo [1.1] 18 fefika ilay atody vao novidina [1.1] 19 fefika ilay mpivarotra tao akaikinay [1.1] 20 fefika tao amoron-drano ny sambo (le navire a échoué sur le rivage) [1.3] 21 fefika ny atody (l’oeuf est cassé) [1.3] 22 fefika io lehilahy io (cet homme est ruiné) [1.3] 23 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 24 Tamin' ny 1702 no fefika tao akaikin' i Faradofay ny sambo "Degrave" nitondra olona enina amby enimpolo amby zato. [2.508] |
Entry (2/3) | 25 fefika |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 action de frapper avec le poing fermé [1.3] |
Entry (3/3) | 28 fefika |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in English |
30 wise, clever, but small in stature [1.2] |
Updated on 2024/10/08 |